Faxx Lyrics
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2023
Lyrics
Faxx - Andraina
...
diavolana rahona manify
soida somary mpanika
de aleo ny besosy ny ataoko fa na misy vola fanah feno hafalina
de ny kiste mihaino ny parka
tanatina fiainana dark aa
nanontany ny fahasalamako izy fa saika tsy hitako teo izay havaliko azy
feno ratra ny ao anaty foko
be grave ny ao anaty cool
mistery ny hoavitsikaroa
mila aes a vo peace full
efa tafa elah vo be mpitia
soa atao anie levenambola, rah ny love tsika mety tsy ho doria
ekeko zany anilanao misy ze fitia anilanao aho feno fahsambarana
tsy kobonao satria tsy affectif
aza mataotra fa love tena izy no ato anatiko ra tsy fake tif
feno ratra ny ao anaty foko
be grave ny ao anaty cool
mistery ny hoavitsikaroa
mila aes a vo peace full
feno ratra ny ao anaty foko
be grave ny ao anaty cool
mistery ny hoavitsikaroa
mila aes a vo peace full