Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2023

Lyrics

Maso mifampijery, tsy mila hafatra miafina

Raha somary masiaka aminao aho fitiavana mba te ho lafatra ny antony

Dia tiako rehefa mifampatoky tsika

Tsy handràra amin'ny zavatra tianao hatao aho, tsy tiako ilay fiainana toxique

Fitiavana madio

Tsy maninona hiaino ny fiainana nefa ny lainga fadio

Fantatro hoe tsy mora zany

Faka-panahy maro be fa raha hoe tena vonona tsika tsy miova zany

Raha voatondraka tsara tsy mora malazo ny raozy ao antokontany

Ny hitiavako anao tsy hoe vatana ihany

Tiako ilay antso amin'ny alina, tiako, f'aleoko mivantana ihany

Notif anao mampitsiky

Tsy very ao anaty fitiavana satria efa haiko tsianjery ny map-tsika

Dia miketrika satria efa haiko hoe tsy hahavelona antsika ny rap syga

Ampianaro mitia, ampianaro aho hamela heloka

Lazao ahy ny zavatra tokony hovaiko, ny toetra tsy mila averiko

Ampianaro manao azafady satria mety misy fotoana hoe diso aho

Eritaona nitiavana anao dia efa hitako hoe tiako noho zah ianao piso ah


Aleo hankafy ny fotoana izay hiarahana

Ny kintana omeko an-dry

Dia rehefa hariva, ny feon-dranomasina arahana hirahira

Miankina eto amiko raha reraka sy kivy

Fa hozaraiko ny hafaliana mbola misy

Satria ianao ilay tena izy

Aleo hankafy ny fotoana izay hiarahana

Ny kintana omeko an-dry

Dia rehefa hariva, ny feon-dranomasina arahana hirahira

Miankina eto amiko raha reraka sy kivy

Fa hozaraiko ny hafaliana mbola misy

Satria ianao ilay tena izy

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status