Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2023

Lyrics

Sombre vie ft. Kresnik - Andraina

...

tiako ra mba ny orana mamafa ny rannomasoko

tiako ra mba tsapany hoe zah miaina anaty masque

hanaromako ireo toetrako izay efa namparatra

fa ianao ilay declique izay nampiratra ny masoko

foy ny tsy teo ianao mbola hafa tsy zah le bandy tena fantatrao

mbola hafa aho tamin'izany bandy mora malahelo

tsisy akama fa ny volana sy kitana no teo

aza milaza ianao hoe tianah fa mety andratra anao rahampitso ianao tsy ho tianah

fa tiako loatra ianao tsy tiako ianao hijaly

aza milaza ianao hoe tianah fa mety andratra anao rahampitso ianao tsy ho tianah

aza milaza ianao hoe tianah fa tiako loatra ianao tsy tiako ianao hijaly

aleo anaty nofy tsika roa mifankatia tsy fantatrao anie zah mbola tsy fantatrao izay vitako

marary anah rehefa marary ianao

na dia nandalo ny mangidy ary fantaro zah tsy hanary anao

te hitoetra hiara-dalana nefa aiko hoe tsy mandavantaona raha ny tsikinao

fantako aho de fantatro koa ny zavatra efa vitako

fantako hoe tsy ho vitanao raha ny hiaritra eto anilako

tsy te ahita anao hijaly ah mbola betsaka ny ratra tsy nikatona aratra

aza milaza ianao hoe tianah fa mety andratra anao rahampitso ianao tsy ho tianah

fa tiako loatra ianao tsy tiako ianao hijaly

aza milaza ianao hoe tianah fa mety andratra anao rahampitso ianao tsy ho tianah

aza milaza ianao hoe tianah fa tiako loatra ianao tsy tiako ianao hijaly

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status