Loading...

Download
  • Genre:Soul
  • Year of Release:2023

Lyrics

Raiso ny tanako, aza avototra tsony

Omeo falalahana aho nefa raha toa manalavitra loatra sintomy

Ny zavatra tianao rehetra notiaviko

Ny lasako rehetra naraviko dia

Manomboka izao dia ny lalana zorinao ihany no ho diavoko

Tsy misy hoe fa nahoana, rehefa tiako dia tiako

Isaorako ny avo satria raha tsy ianao tsy tanteraka ilay faniriako hoe

Tsy mila fitiavana lafatra, fa mila fitiavana marina

Tsy mila entina kintana dimy f'eo anilanao no ahitako ny maminy

Raha nisy tsy nety nataoko, teneno fa aza tsaraina raha toa nisy diso ny fitondrantena

Nefa aoka tsy ho hita any aoriana ny zavatra lasa sy ny akon'ireny

Fihino ny tanako raha itanao hoe manomboka tsy dia miteny

Tsy hoe misy inona akory fa misy fotoana ny tena mahatsiaro an'i Neny

Niady tsika kanefa tsy ho iny ny farany

Na dia misy zany tsy ataoko mandrava ny fitiavana efa nosasarana

F'efa ho hatrizay

Ny voady nataotsika teo anatrehany Ray

Tiako raha enao no hitoetra eo anilako ataotsika mandrakizay


Ny marary anao rehetra marary anah

Matahotra aho satria fatako oe very aho raha toa sanatria enao manary anah

Ny tena fitiavana teo anilanao no nahatsapako

Mety aloha lotra nefa latsapaka

Ny marary anao rehetra marary anah

Matahotra aho satria fatako oe very aho raha toa sanatria enao manary anah

Ny tena fitiavana teo anilanao no nahatsapako

Mety aloha lotra nefa latsapaka

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status