Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2023

Lyrics

Ny zavatra tsapako tsy hoe zah no tsy te hitantara, fa tsy haiko ny mitantara anazy

Ilay apis reveko fahiny amin'izao bandy akama mitantana anazy

Babeko ny tsiny, matoa izy lasa dia zah no tsy nanome toky

Hatramin'izah nefa tsy mba nosakanako ny hamiravira ny foko

Tadidiko daholo ny lasa fa reny kay ilay natao fahatsiarovana

Toa ny raozy namelana fa feno tsilo ny lalana efa nolalovana

Tadidiko neny niteny hoe mba safidio ihany ireo izay atokisana

Nivononako doly fa izy ilay handao anah tsy nampoiziko ho vitany

Mande ny fotoana tsy mety mikatona ny fery

Ny fiainana feno mistery

Raha ny olona nandao anah tsy votanisa intsony iny raha tsy listena

Fa mitsiky aho dia tsy ataoko fantany

Raha ny ratsy efa nataony anah tamzany no averiko mety tsy ho zakany

Dia nila namadika pejy aho f'aleoko nanokatra boky hafa mintsy

Satria ny amintsika ny lalana tsy nitambarana fa nifanintsy

Mbola lohalaharako ianao tamzany amin'izao efa dify any ambany

Fitiavana tena nadio raha ny anah nefa zany efa tapitra androany


Ndraindray manontany

Ilaina ve izy satria leh mande solo vitako ihany

Rovina vo hiova fa za efa leo anleh fiainana jalijaly

Mila fiainana tsara zah

Raha misy miteny hoe tia ahy amzao mila valiko oe tsara zany

Ndraindray manontany

Ilaina ve izy satria leh mande solo vitako ihany

Rovina vo hiova fa za efa leo anleh fiainana jalijaly

Mila fiainana tsara zah

Raha misy miteny hoe tia ahy amzao mila valiko oe tsara zany

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status