Kintana
- Genre:Soul
- Year of Release:2023
Lyrics
Raiso ny tanako, aza avototra tsony
Omeo falalahana aho nefa raha toa manalavitra loatra sintomy
Ny zavatra tianao rehetra notiaviko
Ny lasako rehetra naraviko dia
Manomboka izao dia ny lalana zorinao ihany no ho diavoko
Tsy misy hoe fa nahoana, rehefa tiako dia tiako
Isaorako ny avo satria raha tsy ianao tsy tanteraka ilay faniriako hoe
Tsy mila fitiavana lafatra, fa mila fitiavana marina
Tsy mila entina kintana dimy f'eo anilanao no ahitako ny maminy
Raha nisy tsy nety nataoko, teneno fa aza tsaraina raha toa nisy diso ny fitondrantena
Nefa aoka tsy ho hita any aoriana ny zavatra lasa sy ny akon'ireny
Fihino ny tanako raha itanao hoe manomboka tsy dia miteny
see lyrics >>Similar Songs
More from Andraina
Listen to Andraina Kintana MP3 song. Kintana song from album Kintana is released in 2023. The duration of song is 00:01:54. The song is sung by Andraina.
Related Tags: Kintana, Kintana song, Kintana MP3 song, Kintana MP3, download Kintana song, Kintana song, Kintana Kintana song, Kintana song by Andraina, Kintana song download, download Kintana MP3 song