Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2023

Lyrics

Tsy miamboho adidy aho fa efa amiraly, mitondra mangidy anaty mamimamy

Zah haza lambo hoatran'ny mpaminany, raha tsy am gony zah tsy variana any,

Ny ezaka omaly zao mivaly androany, tsy niainga avy aiza aloha fa avy any ambany

Ny rima rehetra tsisy mivanivany, tsy mitantara angano ty tsy hanihany


Androany averina am fototra, tsisy tsiky ny eto mototra

Zay teny am lalanay dia rotika, namotika an'ireo tsy rototra

Be ny te hamatotra ahy, somokotra, miainjaika elah fa sarin-dokotra

Mandrosoa fa zah tsy hiforitra, ny paosiko feno vola, zah zao poritra


Tsy voasoroka aho, haiko ry lerony hoe te hitoroka ahy

Haiko ry lerony hoe mpi twerk, ny fomba ratsin lah aloha toeriko a!!

Haiko elah miferotra aina, isaky ny midona ny 808

Soritako ny lalana hoatran'ny Ravalo, dia fanondro adala hoan fahavalo


Dia totondry mivokona, mitsangana hoan pokona, ny saina be mokony, tsy voatery ho bokona

Be reo tsisy fotiny, noraofina ny potiny, namidiny vodiny, namidiny ny hodiny

…Ty atolotro hoan'ireo tady ho kivy, miasà mafy fa tsy tsabo sivy

Ny masoandro hihiratra na dia tady ho dify


Zah mi Rap am fanahy, lehibe teny am bakarta ndrindra eto Tana

Mirifatra ny rima tsy mety tana, adala ny peniko tsy mety salama

Tsy mety salama, ny harenan'ny Dago hoan sinoa sy karàna, Mijaly ny vahoaka hoatran'ny tsisy mahalala,

Maty Ratsimandrava dia tsy hita ny bala, ny vatosoa zay hita eto tsy hitambarana


Tsy hita ny lalana aleha, fa zay tsy nety omaly aloha arenina

Ny mpitondra marenina, tsy mahatana ny teniny, fa raha anana ny vola tsy hanenina

Ty tsy resaka Vezo na Merina, fa tsika IRAY samy olombelona

Eto Tana ka hatrany Vavatenina, mila any an-tsekoly ny zaza aterina


Fa zahay mbola manantena, be reo manambany fa zahay manaja tena

Vita ny asa vo manandra-tena, ny life tsy misangy tsy mahamanja an tena

Ny aina an-tenda, eny am faritra iva tsy manakenda,

Fa manabeda dia manapa-tenda, tsy dia be teny fa manatanteraka, tsy mitaty reraka



Ny fanajana maty, ny ambom-po no teraka, ny tranga mafy, zay miainga eo dia felaka

Rehefa lany lainga dia ny fe no avelatra, efa lany ny henatra, efa lany menaka

Ny ahy ty mitondra tselatra, dia nenlah tsy ampy metatra

Eto tsisy tandrametaka, eto tsisy sakaletaka


Laharana voaloh', zay miainga rehetra eo dia voaloha

Ny afo en tanana velomy, feno fahandrena hoatran'ny Ntaolo

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status