Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2023

Lyrics

Aotra

Ny Rap nlah any ambany foatra

Nandra foana tsy mba mivoatra

Tsy makaty fa ndana mivoaka


Be reo manenjika be reo mikafara

Zahay le manoratra foana ny tantara

Vola am gony tsy ho ratsy fiafara

Elah mia nofa fa nenay miatsara


Na orana na avandra avandra zah sy fahantrana mifampivandravandra

Ty mirefitra hoatran'ny vanja vanja isan'andro fuck ra Fanja fanja

Ny paosy feno mangamanga ny fiainana isan'andro langalanga

Zay voadoana mangamangana ny adva tsy manaiky fa nandranandra


Zahay mandroso mandravarava avy eny am iva hoatran'ny lavalava

Solon-tenan'ny mavomavo vola ao am banky eny amin'ny avo avo

Akatony ny vava vava tsy aty elah raha hivazavaza

Tsy mifangaro am sadasada hahita faty zay misavasava


Aotra

Ny Rap nlah any ambany foatra

Nandra foana tsy mba mivoatra

Tsy makaty fa ndana mivoaka


Be reo manenjika be reo mikafara

Zahay le manoratra foana ny tantara

Vola am gony tsy ho ratsy fiafara

Elah mia nofa fa nenay miatsara


Nenah zava-misy no arantiranty mangotraka ty fa tsy matimaty

Be reo namandratsy nandrabiraby zao mangatabola mandadilady

Mangadihady ety am tampony ety tsisy hita ny MC

Be ny te ho Central Cee voatsindrin'ny Nabaoh sy Faxy


Ny ELITA no family zahay zao no mpamily ny handimby anay firy??

Mandona eny am firifa ty mangirifiry sady mamifirifiry

Be ny manirikiry reo nanilikilika fa zahay tsy lany irika

Be ny rarakivy mahita ahy mandidy hoatran'ny Harakiri


Aotra

Ny Rap nlah any ambany foatra

Nandra foana tsy mba mivoatra

Tsy makaty fa ndana mivoaka


Be reo manenjika be reo mikafara

Zahay le manoratra foana ny tantara

Vola am gony tsy ho ratsy fiafara

Elah mia nofa fa nenay miatsara

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status