Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2023

Lyrics

Isa roa

Hiandry an'iza moa

Aleo miasa mihitsy aloha

Avy eo manisa vola, roa

Roa telo

Tsy kamokamo fa tonga dia mamely

Mila mikaroka fa tsy hanome ireo

Tonga dia midaroka tsy misy mihomehy ireo

Telo efatra

Mahasahy fa tsy rainy tetaka

Tsy mivovo, tonga dia mipetaka

Vao nijoroako tonga dia nipetraka, efatra

Efatra dimy

Saina velaro f'aza hidiana

Lesona ianaro f'aza vidiana

'Zay be kabary ataovy mangina


Tsy akiandriandry ty namako oh oh

Ka malakilaky ianao sao tara eo

Ty tsy akiandriandry ty namako oh oh

Eto tsisy sanjila fa mila mampiasa sandry

Jereo ny tary fa mitady ny tontolo lavorariny

Eto tsisy sanjila fa mila mampiasa sandry

Jereo ny tary fa mitady ny tontolo lavorariny


Hiandry an-dRazaka tsy hivalana

Hiandry an-dRazaka tsy hivalana angamba ianao

Hiandrandra azy ho lasa namana mantsy ianao

Rehefa voa vao hiantso mama (ma) mafy ianao

Hiandry an-dRazaka tsy hivalana

Hiandry an-dRazaka tsy hivalana angamba ianao

Hiandrandra azy ho lasa namana mantsy ianao

Rehefa voa vao hiantso mama (ma) mafy ianao


Tsy endrasana tsony fa alefa avy atrany

Aza zatra angano tsy mapa tomady

Raha resaka fotsiny dia leo be izaho mieno

Marary ny loha ny kapoka efa feno

Blabla anao tsy masolo baba

Resabe tsy mahavelo zaza

Mila vola za zao

Be adidy be nin

Satria normal ny tena efa papa

Mila apetraka ny tantara Tsy mitata fa acte mcompte tode fataro

Setroka tomany tsy azo afangaro

Illusion ny jiaby2 raha mandalo


Amafiso ny sainao fa tsy hitsisy any e' lery

Fahalalana no ilainao mba ts ho ambaka ny ary

Ny arena ho lovainao de ny saina mahery

Hitsilo an'reo lery atri'zay mb tsy ho very

Hamadika bainga ts mora, ts misy tsaraina ra tsis ny asa

Ts miala eo ela raha ts sola, mila mietsika raha ts te hihitsokaa!

Hamadika bainga ts mora, ts misy tsaraina ra tsis ny asa

Ts miala eo ela raha ts sola, mila mietsika raha ts te hihitsokaa!


Hiandry an-dRazaka tsy hivalana

Hiandry an-dRazaka tsy hivalana angamba ianao

Hiandrandra azy ho lasa namana mantsy ianao

Rehefa voa vao hiantso mama (ma) mafy ianao

Hiandry an-dRazaka tsy hivalana

Hiandry an-dRazaka tsy hivalana angamba ianao

Hiandrandra azy ho lasa namana mantsy ianao

Rehefa voa vao hiantso mama (ma) mafy ianao

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status