FEEL THE VIBE ft. Rak Roots Lyrics
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2023
Lyrics
Just feel the vibe
Refa miaraka aminay you
Naiza naiza misy anao
Zay no ataovy an-doha oh oh
Manonofy fotsiny aho
Miraikitra ao an-tsaiko
Ny avenir efa voasoratra
Mino ao fa tsy ho ela dia efa hiakatra ny soratra
Mandroso fotsiny aho
Tsy hierikerika fa hiakatra ny tohatra
Dia Zay ratsy tsy ho averina
Fa ny tsara no atao ohatra
Now I'm reading
Tsy rediredy
Aminao crazy
Goood energy
Now I'm reading
Tsy rediredy
Aminao crazy
Goood energy
Na andro alina… feel the vibe
Na andro mazava… feel the vibe
Naiza misy anao
N'inona ataonao
Na andro alina… feel the vibe
Na andro mazava… feel the vibe
Naiza misy anao
N'inona ataonao
Feel the vibe
Tafita ny hafatra
Mino aho fa efa sambatra
Tontolo lafatra no misy azy
Avo be tsy takatra
Ny ao ambony no mitantana
King lord ilay goavana
Mazava ho azy
Tsy azo lavina
Dia arao tsikitsiky ouzizy
Sao midepre taraiky azizy
Stay cool stay positive
Aza avela ivah ny prise
Tazomy tsara ny prestige
Ra ngoma ty de ndana mipressy tige
Just feel the vibe
Refa miaraka aminay you
Naiza naiza misy anao
Zay no ataovy an-doha oh oh