Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2022

Lyrics

Zay mandavataona

Mihidy anaty kitchen, tsisy réseaux

Tsy hitanao anaty revy f'anaty vaisseau

Manalazy aho, f'izaho nefa tsy misangy

Fantany

Tsy be tantaraina ny nigga, fa manataka

Feno antsika ny Panamera

Feno ny tanana

Lemanay

Io tsy avelanay

Dia ataoanay tsapany


Hatrany afinda, hatreto an-tanana

Ataonay mandihy daholo

Vao milatsaka io, mameno tanana

Tsisy cheaté, tsisy radio

Iza no tsy mahalala eto, oe iza sy iza izao no tsy efa manaiky

Vao m-dribble aho dia canaler-ko

Ny amboara ety am-pelatananay

Fa zao

Io vao mandeha dia kopy ianao

Tsy mila love

Tsy mila anao

No top

Fa izahay tsy arinanao

Mitady ho lasalasa loatra azafady io tsy fanahy iniana

Mélo mahavariana, tsy iza tsy iza aho fa fatany


Zay mandavataona

Mihidy anaty kitchen, tsisy réseaux

Tsy hitanao anaty revy f'anaty vaisseau

Manalazy aho, f'izaho nefa tsy misangy

Fantany

Tsy be tantaraina ny nigga, fa manataka

Feno antsika ny Panamera

Feno ny tanana

Lemanay

Io tsy avelanay

Dia ataoanay tsapany


Fa izahay mandavataona

Fuego mameno ny faritra

Lovés, vao mandeha matory

Drip tsisy sarotava

Mélo misarika

Mila mi-brasse isa-maraina

Tsy mipanique

Hainao tsisy ahatana anay

Moramora ny tatasika vao milatsaka aho io atao variana

Reo tavela any aoriana

Feno anay ny side

Feno antsika ao an-tsainy


Zay mandavataona

Mihidy anaty kitchen, tsisy réseaux

Tsy hitanao anaty revy f'anaty vaisseau

Manalazy aho, f'izaho nefa tsy misangy

Fantany

Tsy be tantaraina ny nigga, fa manataka

Feno antsika ny Panamera

Feno ny tanana

Lemanay

Io tsy avelanay

Dia ataoanay tsapany


Zay mandavataona

Mihidy anaty kitchen, tsisy réseaux

Tsy hitanao anaty revy f'anaty vaisseau

Manalazy aho, f'izaho nefa tsy misangy

Fantany

Tsy be tantaraina ny nigga, fa manataka

Feno antsika ny Panamera

Feno ny tanana

Lemanay

Io tsy avelanay

Dia ataoanay tsapany

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status