Gasikarako
- Genre:Others
- Year of Release:2023
Lyrics
Na aiza na nisy
Eny na aiza na nisy ahy
Izaho tsy mbola nanadino anao e
Izaho tsy mbola nanadino anao e
Na aiza na misy
Izaho tsy mbola nanadino anao e
Eny na aiza na misy ahy
Sa tsy mbola tsy manadino anao e
Izaho tsy mbola tsy hanadino anao eny o
Na aiza na hisy
Eny na aiza na hisy ahy
Izaho tsy te mba hanadino anao
see lyrics >>Similar Songs
More from Niu Raza
Listen to Niu Raza Gasikarako MP3 song. Gasikarako song from album Immigrant is released in 2023. The duration of song is 00:02:23. The song is sung by Niu Raza.
Related Tags: Gasikarako, Gasikarako song, Gasikarako MP3 song, Gasikarako MP3, download Gasikarako song, Gasikarako song, Immigrant Gasikarako song, Gasikarako song by Niu Raza, Gasikarako song download, download Gasikarako MP3 song