ROA AMBY TELOPOLO
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2023
Lyrics
Zay vola ambony latabatra, tsy avelako hisy hiangana
Am-pelatanako ny karatra, misia raha misy hitsangana
Tsisy nitranga ry lerony tam zah lavo,
Niapanga ary no nataony, tsy mahatam-bava ny voalavo
Rehefa mafy ny lazon'ady, be reo miangavy
Fa rehefa fotoanan'ny fandraisana angady, be reo miandriandry
Miandrandra harena, nefa mibaby
Trosa aloha tsy mbola mihena, ny fandrosoana mandady
Tiako raha mba / mitsotra ny tena tanjony ireo namana
Ny toetra tsy hita amin'ny andriny, tsy hita amin'ny anarana
see lyrics >>Similar Songs
More from Alien Xkai
Listen to Alien Xkai ROA AMBY TELOPOLO MP3 song. ROA AMBY TELOPOLO song from album TANDAHATRA is released in 2023. The duration of song is 00:02:59. The song is sung by Alien Xkai.
Related Tags: ROA AMBY TELOPOLO, ROA AMBY TELOPOLO song, ROA AMBY TELOPOLO MP3 song, ROA AMBY TELOPOLO MP3, download ROA AMBY TELOPOLO song, ROA AMBY TELOPOLO song, TANDAHATRA ROA AMBY TELOPOLO song, ROA AMBY TELOPOLO song by Alien Xkai, ROA AMBY TELOPOLO song download, download ROA AMBY TELOPOLO MP3 song