Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2023

Lyrics

TURN UP - RNDR.

...

(Zahay no mi-turn up, biby matory no tairinao. Fuck ny kopi kolé sy ny tariny, tsy misy otranay ry nao. Mba mrap reo fa tsisy dikany, tsisy cadrés mintsy ny dakany, Aleo 10% aloha no avokako fa raha niveau max anie de tsy zakany) Hanimba adve za fa tsy hanalazy(woo), aty ny asa soratra ny analyse.(woo) Dabaloaka ny game tsy amelako Efa ela no vitanay anal izy (sale sale sale) Vo milatsaka eo mety anahirana, be ndray no hitifitra anay anaty hirany, mbola ekeko tsy ahita mangirana izy (paw paw) Couplet ray de kirana izy, couplet ray sahirana izy Matoa reo milaza mamay de efa zay no manendy azy eo ambony fatana Rima no enjehany fa tsy punch milaza fa tompon'ny rics izy. Ato anaty game mahazo aina otrany oe volant ana Lexis Otran'ny acteur ana X izy, vo baise tsy aki ato de aveo malaza Complexe doly vo maheno ny hirako ny azy de lazainy fa Rapn-jaza Ref : Zay no mturn-up, biby matory no tairinao (anh annh) Fuck ny kopi kolé sy ny tariny, tsisy otranay ry nao (anh annh) Mba mrap reo fa tsisy dikany, tsisy cadrés mintsy ny dakany Aleo 10% aloha no avokako raha niveau max anie de tsy zakany (*2) Authentique otran'ny hitsaka anaovako, vô-flingue reo fa tsy hakanavaka Zay manitsy fa ty tsy hakanivaka, matoa baiseko lerony de tsy afaka. Feno lainga ny rapn'reo, kabarin'i Prez ary mbola mitombona Be tady izy anaty réseaux nefa kobony mivantana vavany mikombona Sa ve oe zay mangina volamena? De tsy aiko izy oe firy carats Oaniko fona nge reo MC zay no matonga anay tsy mahakobo kere Refa mi-shoot ah otran'i Curry Tsy mrate za tsisy mahalany Manangana empire otran'i Mosesy de zay manakana mihatota amin'ny tany Efa hainao fa aza mody manontany Zay rehetra tsy vitanreo vo lalovany akist to vita oazy Miakatra hanakatra sommet, ataoko veloma ny sère-mi Za no mitondra ny rap gasy nefa mbola tsy nahazo permis Ref : Zay no mturn-up, biby matory no tairinao (anh annh) Fuck ny kopi kolé sy ny tariny, tsisy otranay ry nao (anh annh) Mba mrap reo fa tsisy dikany, tsisy cadrés mintsy ny dakany Aleo 10% aloha no avokako raha niveau max anie de tsy zakany (*2) Deux mesures izy simba de aona raha 16? Ty ny sazy oanreo zay mi-souz Tsy omeko fitia reo fa tode vobaise Boteko otrann'i Debbouze Tsy rappeur mintsy ah de base Fa zay misora-tena efa nakapoka Refa sombre reo te ho dizina, mila maka dosen'ny rapko Ppe-fra fona ny vokatra #MEX , mbola vo 10% fa tsy max Concu' eny am-paladia no miraikitra Hitsakitsahako avec air max Kelikely zay fa atahorana, tsisy mahalany any anatin'ny rics Tandremo mrate refa mamely, tsy asiko reste refa mamaly Pe-ra ny vaika de za ny mpamily de afaka midina reo zay tsy faly Hafa ny tsisy talenta ry zoky Ze ratsy fihetsika rehetra de vo- sec aty **Tsiory Hosea

Listen to RNDR. TURN UP MP3 song. TURN UP song from album MEX is released in 2023. The duration of song is 00:03:31. The song is sung by RNDR..

Related Tags: TURN UP, TURN UP song, TURN UP MP3 song, TURN UP MP3, download TURN UP song, TURN UP song, MEX TURN UP song, TURN UP song by RNDR., TURN UP song download, download TURN UP MP3 song

Comments (0)

0/500

    New Comments0

    What do you think of this song?

    +

        -   or   -

        -   or   -

        NG +234

            Please Select A Playlist

            Add New Playlist

            Share on

            Embed: Love & Light EP

            Custom Size :

            • Default
            • Desktop(300*600)
            • Mobile(300*250)

            Type :

            • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
            Get Boomplay Premium
            for
            Payment Method
            Pay With
              Review and pay
              Order Date
              Payment Method
              Due Today
              Flutterwave
                Subscription Successful

                Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

                Now you have access to all the features of Boomplay App.
                Payment Failed

                Please check your balance and then try again.

                You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
                Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
                Payment Processing...
                10 s

                Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

                Payment Processing
                Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
                About Order Status