Loading...

Download
  • Genre:R&B
  • Year of Release:2021

Lyrics

EL-BOY - TAMINAO - EL-Boy Madagascar

...

voaraiko jiaby sms nalefanao omaly hariva iny

hoe tsy ho lamban'akoho ny amintsika fa aleo mpinamana iany

de ze olo-mandalo ce no hamafanao ireo tantara fahiny

f'ianao nga mieritreritra fa any amin'azy tsy hahita tomany


tsy haiko Zay mbola tsy ampy e!!

tsy ze efa tafahoatra

ny foanao ahy an-kafa no hiatsampy e!!

fa de efa naninona loatra

rendrarendra sy fahafinanaretana no andaozanao za mba tena tia

hotsaroinao zao teniko izao indray androany fa


taminao iny e

no natsapako natao oe nandairam-pitiavana e!

tena latsam-pitia nefa indrisy fa de nosoparanao io

ny ratram-po zakako iany

fa ny mieritreritra anzany

oe taminao iany aho no tafi-tomany

fa taminao iny e

no natsapako natao oe nandairam-pitiavana e !!

tena latsam-pitia nefa indrisy fa de nosoparanao io

ny ratram-po zakako iany

fa ny mieritreritra anzany

oe taminao iany aho no tafi-tomany


za tsy iteny oe zay no anjara fa io safidy tsy terena

za tsy hitsinjo ny any afara

ianao kosa te hanimba tena

tsy aleo ve manangana ho avy eo anilan'ilay niaritra teny foana

sa tianao mihintsy v le natao fanalana sy fandaniam-potoana


tsy haiko zay mbola tsy ampy e

tsy haiko ze efa tafahoatra

ny foanao any an-kafa no hiatsampy e

fa de efa naninona loatra

rendrarendra sy fahafinanaretana no andaozanao za mba tena tia

hotsaroinao zao teniko izao indray androany fa

taminao iny e, taminao

taminao iny e, taminao


fa taminao iny e

no natsapako natao oe nandairam-pitiavana e

tena latsam-pitia nefa indrisy fa de nosoparanao io

ny ratram-po zakako iany

fa ny mieritreritra anzany

oe taminao iany aho no tafi-tomany

fa taminao iny e

no natsapako natao oe nandairam-pitiavana e

tena latsam-pitia nefa indrisy fa de nosoparanao io

ny ratram-po zakako iany

fa ny mieritreritra anzany

oe taminao iany aho no tafi-tomany


voaraiko jiaby sms nalefanao omaly hariva iny

oe tsy ho lamban'akoho ny amintsika fa aleo mpinamana iany

de ze olo-mandalo ve no hamafanao ireo tantara fahiny


fa taminao iny e

no natsapako natao oe nandairam-pitiavana

tena latsam-pitia nefa indrisy fa de nosoparanao io

ny ratram-po zakako iany

fa ny mieritreritra anzany

oe taminao iany aho no tafi-tomany


fa taminao iny e

no natsapako natao oe nandairam-pitiavana e e e!

tena latsam-pitia nefa indrisy fa de nosoparanao io

ny ratram-po zakako iany

fa ny mieritreritra anzany

oe taminao iany aho no tafi-tomaaany

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status