Loading...

Download
  • Genre:World Music/Folklore
  • Year of Release:1996

Lyrics

Gasy 100% - Olombelo Ricky

...

masika maseka ny masonao manety

toa mitondra ahy ho any alavitra any

any anatin'ireo plan et y

toa mitondra ahy ho any lavitr any

any anatin'ireo plan et y

maseky maseky ny masono manety

maseky maseky maseky ny masono manety

toa mirondra ahy ho any alavitra any

any anatin'ireo planety

raha mba mety,ny hondanao MBA tiako hondanana

raha mba mety ny tananao mba tiako ho tantanana eieee

raha mba mety ny hondanao mba tiako hondanana

ho mandrakizay izany fa tsy vetivety

asikano

eo aah!

(...)

Majika masika majika masika ireo masonao mijery(...)

Majika masika majika masika ireo masonao mijery(...)

Toa mitondra ahy ho any alavitra any

Any anatin'ireo misitery

Toa mitondra ahy ho any alavitra any,any anatin'ireo mistery

Majika masika majika masika ireo masonao mijery

Majika masika majika masika ireo masonao mijery

Toa mitondra ahy any alavitr any,

any anatin'ireo misitery

Toa mitondra ahy ho any alavitra any,

ao anarin'ireo misitery

Raha mba mety ny ondanao mba tiako hondanana

Raha mba mety ny tananao mba tiako ho tantanana eeieee

Raha mba mety ny ondnao mba tiko hondanana

Raha mba mety ho mandrakizay izany fa tsy vetivety

fa tonga dia tiko,tiako tsisy fanazavana

ianao e

fa tonga dia tiako,tiako tsisy fanazavana ianao e

Tsy handaniako vola aman-karena

Tsy hilana manjamaso na lokomena

Fa tonga dia gasy,gasy tsy tontan'ny ela

Fa tonga de gasy ,gasy tsy tontan'ny ela

fa tonga de gasy,gasy zato isanjato eno e

(......)

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status