Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2023

Lyrics

Kamokamo irery

Tato an-trano nivindavinda

Naleoko nivaoka

Tsara ny andro omaly hariva

Izaho nandende

Nahita sipa manja kely e!

Ny bikan'izany matevina

Mamy kara anjely e!

Ndrô le! sexy nge izy e!

Olo jiaby manenty

An'azy mankafia

Oh ry sipa a!

Mba henteo moa ilay izaho!

Ny antsika roa le

Tsy ho ataoko kilalao

Ianao koa tsy ho leo e!

Izaho koa mbo eo

Papa loosta no fiesta

Hatolotra ho anareo e!

Misaoma miseka

Ho antsika rehetra

Eto dago le maro ampela

Malesa

Bosteo ilay mosta

Malesa

Hahetsiketseo e!

Na kely na lehibe

Mba asivo feo

Tsaiky kelikely e!

Tsy ambemako handeha irery e!

Omeko haja maro

Raha tsy izany izaho ho very e!

Naninô?

Hoay izany bika

Naninô?

Raha maro tsy tamby isa

Oay izaho tavela

Potika sy simba

Oh ilay paozy malefaka

Izao taraiky

Raha tsy azoko le iny

Izao tsy hanaiky

Mitsakaraka kara mafoka isanandro

Mila mariazy ke maimaika

Rehefa mirava mody iny ilay kely e!

Mbola malaky noho ny vaika

Voay tsy voay no hitaty azy

Raha tsy mety ny paika

Omaly harivâ!


Izaho vao nahita anao tavela

Potika sy rotika tavela

Tsy ho ela fa tsy hamela

Naninôô?

Izaho vao nahita anao tavela

Potika sy rotika tavela

Tsy ho ela fa tsy hamela

Naninôô?


Fitafy mitanjatanjaka

Midongodongona manaitra

Kanto toa dia raitra

Fa izy indraiky tsy koaitra

Mampitelindrora mapisolila moramora

Jobijoby kolora

Fetsifetsy sy fatsora

Raozy Maria

Raozy Maria

Raozy Maria Raozy Maria

Eny akia! mate ho tia!

Manja kely hoy aho

Enteo ma izy izao

Tsy miala amin'ia ny maso

Fa sipa kalitao

Tena hafaty a!

Marina mafy a!

Dray dray dray dray

Sao hamono ny sokatry a!

Tsy maintsy mitsinjaky isika ny any

Vorio jiaby kalih!

Ambia moa bakao viavy sexy

Fa nefa ilay manja kely tsy hatakaloko velively

Fa tiako kara tantely Muahhh!

Izy tsy materialista fa tsara toetra anie

Ampela ananik'izao efa mila jala be

Olo tsara taiza

Tsy miantehatra amin'ny hafa

Ezaka sy asa avao ro tiany hahatafa

Omaly hariva

Rrrrr

Hayy


Izaho vao nahita anao tavela

Potika sy rotika tavela

Tsy ho ela fa tsy hamela

Naninôô?

Izaho vao nahita anao tavela

Potika sy rotika tavela

Tsy ho ela fa tsy hamela

Naninôo?

Izaho vao nahita anao tavela

Potika sy rotika tavela

Tsy ho ela fa tsy hamela

Naninôo?

Izaho vao nahita anao tavela

Potika sy rotika tavela

Tsy ho ela fa tsy hamela

Naninôô?

Tsy ho ela tsy ho ela tsy ho ela

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status